Teny iditra tsimperifery
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra tsimahalatsaka
Ohatra Tsy mitambitamby amin'ny tsimperifery izahay Fa manana sakay tsara fefy; [Rakotomalala: Ianareo]

2019/10/30