| Teny iditra | 1 tsindavalokana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Merina] Enti-milaza karazan-tandrok' omby mahitsy manahatahaka ny tandro-balala
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 kindava |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 label="tandrokomby" run="omby?tv=t" /> |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|