Teny iditra tsindranolahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay le mâle tsindrano [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Tsindranolahy (tsindrano, lahy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra tsindrano
Ohatra Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [Callet: Tantara]
Lahatsoratra 

2019/12/12