|
|
|
|

Teny iditra1  tsindretra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina)
Ohatra  4  tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[2.131]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tsindretra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07