Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tsindretra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mitondra tandroho tsy hanihika ka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Rafotsibe lavo Rafotsibe lavo Rafotsibe lavo Rafotsibe lavo Tahaka an-dRafotsibe lavo | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona azon' ny fahavoazana mafy, ka raha afaka avy ao aza, mbola tsy ambinina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme la vieille qui est tombée dans de l' eau ferrugineuse : quand elle se relève, au lieu de penser à sa chute elle ramasse des larves de libellules. [2.415 #1934]
Vieille qui est tombée dans de l' eau ferrugineuse : une fois tombée elle s' assied ; quand elle se relève, elle attrape des larves de libellules, et de retour chez elle les fait griller pour les manger. [2.415 #1893] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se moquait des vieilles à courte vue, aux idées étroites. [2.415 #1893]
Se disait des petites idées et courtes vues. [2.415 #1934] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tsy hita izay hiainana, fa hoatry ny tsindretra anaty tambiazina : mankamin' ny marivo, tsindrohin' ny vano ; mankamin' ny lalina, paohin' ny mamba. [2.415 #5833]
Tsy hita izay hiainana, fa ohatra ny tsindretra anaty tambiazina: mankamy ny marivo, tsindrohin’ ny vano; mankamy ny lalina, paohin’ ny mamba. [2.653] Tsy hita izay hiainana, fa toy ny tsindretra anaty tambiazina : mankamin' ny marivo, tsindrohin' ny vano, mankamin' ny lalina, paohin' ny mamba. [2.558 #4496] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne sait comment vivre, car on est comme les larves de libellules dans une eau ferrugineuse : si elles sont dans les endroits peu profonds, le héron les prend une à une avec le bec ; si elles sont dans les endroits profonds, le caïman les rafle. [2.415 #5833] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Tsy misy Tsy misy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy, ka samia mitoetra amin' ny onin-drainy. [2.558 #4441]
Tsindretra mandry an-tanimbary, Tsindretra mandry an-tanimbary, sahona mandry an-tatatra, mamba mandry anosy : samia mitoetra amin' ny onin-drainy. [2.415 #865, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La libellule se repose dans la rizière, la grenouille dans les rigoles humides, le caïman sur les îlots du fleuve : qu’ainsi chacun demeure à sa place (dans sa rivière d’origine). [2.974 #122]
Larves de libellules dans les rizières, grenouilles dans les canaux, caïmans dans les îlots, que chacun demeure dans l' eau de ses pères. [2.415 #865] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun doit rester dans sa condition et garder ses usages. [2.415 #865] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||