|
|
|
|

Teny iditra1  tsindroanina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tsindroana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy befahatany ireo zavatra ireo fa notsindroaniny tetsy sy teroa

Fivaditsoratra  9  itsindronana, nandrotsiany, natsindrinao, natsindronay, nitsindroana, notsindriana, tsindroanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29