|
|
|
|

Teny iditra1  tsindry hazo lena
Singan-teny  2  tsindry, hazo, lena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (taloha) fanombotombohana
(ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika
5  [1.13] fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] oppression

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07