|
|
|
|

Teny iditra1  tsinjo voron' i Mazoto
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo mikendrikendry na mijerijery lavitra fotsiny raha misy haza tetehina ho azo; kanefa nony misy mahazo, manantena ny hiombona amin' ilay nahazo
Singan-teny  4  tsinjo, vorona, mazoto
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny tsinjo voron' i Mazoto io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26