Teny iditra | 1 tsinontsinona |
Fototeny | 2 tsinona |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] of no importance, of little worth |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] rien du tout, sans importance |
Ohatra |
7 tsinontsinona ny tanànan' i Marovato. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 nitsontsonany, tsinontsinona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |