Teny iditra | 1 tsintsinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aingaina amin' ny tanana an' ila fotsiny: Notsintsininy ny fitafiany dia Jasa niampita ny rano izy |
Fototeny | 4 tsintsina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 itsintsinan, nitsintsina, tsintsinina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |