Teny iditra tsipahina (tsipaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny
¶ Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefamatory izy
¶ Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy
¶ Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tsipahina
tsipahiko
tsipahinao
tsipahiny
tsipahintsika
tsipahinay
tsipahinareo
tsipahin'
tsipahin-
tsipahim-
tsipahi-
notsipahina
notsipahiko
notsipahinao
notsipahiny
notsipahintsika
notsipahinay
notsipahinareo
notsipahin'
notsipahin-
notsipahim-
notsipahi-
hotsipahina
hotsipahiko
hotsipahinao
hotsipahiny
hotsipahintsika
hotsipahinay
hotsipahinareo
hotsipahin'
hotsipahin-
hotsipahim-
hotsipahi-
tsipaho

2010/05/14