Teny iditra | 1 tsipahina |
Fototeny | 2 tsipaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#782] à qui ou à quoi on donne un coup de pied figuré: qu’on repousse, qu’on rejette |
Ohatra |
6 Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet) [1.3#782] 7 tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds) [1.3#782] 8 Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants) [1.3#782] 9 Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux [1.3#782] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 hapatsiny, hitsapany, itsipahan, nitsipaha, tsipahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |