Teny iditra | 1 tsipazana |
Fototeny | 2 tsipy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy |
Ohatra |
5 [2.470] Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny tsipazana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |