|
|
|
|

Teny iditra1  vato tsipazana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra
Singan-teny  4  vato, tsipazana
Tovy hevitra  5  vato filokana, vato torahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10