Teny iditra | 1 tsipelina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny" 4 [1.13] fomba fanoratra manaraka fitsipika |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13, 1.5] orthographe |
Ohatra |
6 [2.445#] Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. 7 [2.117#] tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. |
Voambolana |
8 Haiteny |
Tovy hevitra | 9 fitsipipanoratana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 natsipeli, pañilitse, tsipelina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |