Teny iditra tsipi-mirahalalina
Singan-teny tsipika ; mirahalalina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Courbe bathymétrique [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra soritra mirahalalina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19