|
|
|
|

Teny iditra1  tsipindy
Fototeny  2  pindy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin' ilay asiana
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  tsipindi, tsipindy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21