Teny iditra | tsipisandry (tsipy, sandry) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [Rajemisa 1985] | |
Mpanahaka | tsipy sandry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |