Teny iditra tsipolitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin' ny anantsinahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron' ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay fleurs et graines de l' anantsinahy ou Bidens bipinnata [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Bidens bipinnata
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31