Teny iditra tsirairay (iray)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy one by one [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay un à un [Abinal 1888]
 un par un, un à la fois [Hallanger 1974]
Ohatra Aza misavoritaka ianao, fa valio tsirairay ny fanontaniako. [Andraina: I Vola, takila 92]

2015/03/17