Teny iditra tsirairay (iray)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy One by one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un à un [1.3]
 Un par un, un à la fois [1.8]
Ohatra Aza misavoritaka ianao, fa valio tsirairay ny fanontaniako. [2.4]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31