Teny iditra tsiratsiraka (tsiraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsiraka

Teny iditra tsiratsiraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay fibre musculaire, filaments, frange
¶ tsiratsiraka tsy voafari-toerana: franges non localisées [SLP 1986]
Voambolana 

2013/07/29