Teny iditra tsirendrena (rendrena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivezivezena mankatsy mankaroa toy ny ataon' ny olona domelina, mbola rendremana, ao anatin' ny torimaso [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31