Teny iditra |
tsiro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela:
Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | taste [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | goût [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohatra | Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [Razafiarivony: Harivolana]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
tsiro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Merina]
(dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur).
Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac.
Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire :
odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|