Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tsiro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza atao fitia fary ka raha lany ny mamy, dia nariana. [2.558 #385]
Aza atao fitia paraky : nony lany tsiro narora | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Banga | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Lasa tsy Lasa tsy Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une personne édentée mangeant de la bosse de bœuf: cette viande descend trop vite, elle est avalée avant qu' on ait eu le temps d' en sentir la saveur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie homba anao lalandava. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Teny enti-milaza tsodranom-pitahiana, noho ny ando mahatsara ny zavamaniry fa tsy mba manimba azy toy ny fanala. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Rangahibe nitsako kitoza: tsirony no ilaina, ka ivy no hita. [2.653 #2750]
Tahaka an-dRangahibe nitsako kitoza : tsirony no nilaina, ka ivy no hita. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieux qui a mâché des lanières de viande boucanée : il cherchait le goût et il n' a trouvé que de la salive. [2.415 #1858] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas chercher les plaisirs qui conviennent à un autre âge. [2.415 #1858] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Sabora raiki-molaly : tsy arakaraky ny fofony ny tsirony. [2.558 #3767] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tavin-kena am-bavan' antitra, ka lasa tsy Tavin-kena am-bavan' antitra : lasa tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Graisse de viande dans la bouche d' un vieillard : elle est partie avant le temps. [2.415 #1865] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaisanterie sur les édentés. [2.415 #1865] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Tsoka anatin’ ny taolana: izay manontona no mahazo ny tsirony. [2.653 #3329, 2.974 #396]
Tsoka anatin' ny taolana, ka izay manontona no mahazo azy. [2.558 #4469] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Moelle à l’intérieur de l’os : il faut frapper et secouer pour pouvoir en goûter à l’aise. [2.974 #396] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||