|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsivalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] traverse
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  tsivalana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] manenetinkena

Fivaditsoratra  13  antsy lava, atsivalan, natsivala, tsilavana, tsivalana, vatsilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21