|
|
|
|

Teny iditra1  tsivalanana
Fototeny  2  tsivalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana tsivàlana: Tsivalano hazo ny vavahadim-pahitra
Sakanana: Notsivalanany aho ka tsy afa-nandeha
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  natsivalana, tsivalanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20