Teny iditra | tsoak > soaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [1.1] | ||||||||||||
Teny iditra | tsoak > soaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Solo na mpanampy, mpandimby toerana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, saoka, soaka |
Teny iditra | tsoak > tsoaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Déboîtement, dislocation, action d'arracher, d'extraire, de sortir comme un sabre de son fourreau, de quitter son poste comme un déserteur Action de se dédire, de retirer sa parole, de rapporter une loi [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akotsa, atsako, atsoka, tosaka, tsaoka, tsoaka |