Teny iditra tsoak' ahitra (tsoaka, ahitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy volon' ahitra tsoahana avy amin'ny fototra aniriany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Herbes arrachées pour servir de remède, pour prononcer un serment [Abinal 1888]
 On doit les arracher complètement au hasard. Elles constituent le symbole du pouvoir des plantes ou hasina. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26