|
|
|
|

Teny iditra1  tsofy rano
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsofindrano [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [3.1] bénis, bénissez
Ohatra  4  [2.643#92] Aoka ho ahy ny tsiny fa tsofy rano aho
5  [1.219] tsofy rano mba ho tonga soa aman-tsara!
6  [0] Andriamanitra ô, tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay
Fototeny  7  tso-drano
Singan-teny  8  tsofy, rano
Mpanahaka  9  vavaka alohan' ny sakafo

Fivaditsoratra  10  nafositro, Ranofotsy, ranofotsy, tsoforany, tsofy rano, tsofyrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13