|
|
|
|

Teny iditra1  tsofy rano
Fototeny  2  tso-drano
Singan-teny  3  tsofy, rano
Sokajin-teny  4  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsofindrano [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] bénis, bénissez
Ohatra  6  Aoka ho ahy ny tsiny fa tsofy rano aho [2.643#92]
7  tsofy rano mba ho tonga soa aman-tsara! [1.219]
8  Andriamanitra ô, tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay [0]
Mpanahaka  9  vavaka alohan' ny sakafo

Fivaditsoratra  10  nafositro, Ranofotsy, ranofotsy, tsoforany, tsofy rano, tsofyrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08