|
|
|
|

Teny iditra1  tsojay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Filam-baniny amin-javatra kely tsy misy antony akory.
4  [1.65] filam-baniny amin-javatra tsy toy inona akory: Ny tsojainy fanaony no ihatahan' ny olona aminy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] sévérité pour un petit manquement, pour un petit retard
Sampanteny 
6  Tambinteny :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21