Teny iditra tsongotsongo (tsongo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Duplicatif fréquentatif [1.3]
Ohatra Raha araka ny hevitry ny mpahoratra ity anefa, dia tsy tokony hasehon' ny mpamoaka mihitsy ireny tsongotsongo teny sy filamboa tsy ary ireny, satria toa fampiderana fahaizana sy toa fanebahana ny tsy fahaizan' ilay mpangataka fotsiny, fa tsy misy antony hafa akory; [2.346]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20