Teny iditra | tsontsa | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | Qui se trompe, qui commet une erreur [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |