Teny iditra tsorina (tsotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao
¶ Tsy atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian' ny ankizy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay réduire, simplifier: tsory, réduisez [SLP 1986]
Endriteny 
tsorina
tsoriko
tsorinao
tsoriny
tsorintsika
tsorinay
tsorinareo
tsorin'
tsorin-
tsorim-
tsori-
notsorina
notsoriko
notsorinao
notsoriny
notsorintsika
notsorinay
notsorinareo
notsorin'
notsorin-
notsorim-
notsori-
hotsorina
hotsoriko
hotsorinao
hotsoriny
hotsorintsika
hotsorinay
hotsorinareo
hotsorin'
hotsorin-
hotsorim-
hotsori-
tsory

2010/05/14