|
|
|
|

Teny iditra1  tsorina
Fototeny  2  tsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao
Tsy atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian' ny ankizy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] réduire, simplifier: tsory, réduisez
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  antsori, antsory, atrosin, itrosan, itsoran, nasoitr, natrosi, natsiro, nisatro, nitrosa, nitsora, noratsi, nosatri, rotsina, sarinto, satrony, sinaotr, sinatro, sitrano, soritan, trisona, trosain, trosina, tsorany, tsorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21