|
|
|
|

Teny iditra 1  tsotsotra
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif] [1.3#796]
Ohatra  5  Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117#105]
6  Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332#8]
7  Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643#161]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tsotsotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26