|
|
|
|

Teny iditra1  tsotsotra
Fototeny  2  tsotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#796] [duplicatif]
Ohatra  5  [2.117] Efitrano tsotsotra ny lakilasy.
6  [2.332] Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra.
7  [2.643] Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany.
Kamban-teny 
Lohateny  10  Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy ( )
11  Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri)

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08