Teny iditra | 1 tsy am-bady |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] sans époux, sans épouse, célibataire |
Ohatra |
4 [2.472] Nisy trano natao honenan' ny maromadinika tsy am-bady sahala aminy tao Ambohibe. |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 6 tsy, vady |
Fivaditsoratra | 7 atsimbadi, tsy am-bady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |