|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita polopolorina
Singan-teny  2  tsy hita, polopolorina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  completement invisible, incompréhensible [1.3]
6  L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674]
Ohatra  7  fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20