Teny iditra | 1 tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
Singan-teny | 2 tsy, mahaleo, sara, vidy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22 |