|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahaleo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina
mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao
mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to equal, to match, to parallel, to manage
5  [1.7] to be able to support; to be able to overcome
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur)
7  [1.8] être capable de vaincre; être capable de supporter
Ohatra  8  [2.296] Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana!
9  [2.996] Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy;
10  [2.285] Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany.
Fototeny  11  leo
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny mahaleo io

Teny iditra (2/2)21  Mahaleo
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  23  [3.1] music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul.
Voambolana  24  Tantara
Fototeny  25  leo
Sary 
26  27 

Fivaditsoratra  28  alahemo, alemaho, mahaelo, mahaleo, Mahaleo

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13