|
|
|
|

Teny iditra1  tsy maty manota (tsy)
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. [1.38]
4  Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31