Teny iditra | 1 tsy misy madilana hotentenana |
Singan-teny | 2 tsy misy, madilana, tentenana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina 5 Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |