Teny iditra tsy misy madilana maito hotohizina
Singan-teny tsy misy ; madilana ; maito ; tohizina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1]
Tovy hevitra tsy misy madilana hotentenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20