|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mitandro hasasarana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  To work hard and disregard fatigue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4  Travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [1.8]
Ohatra  5  tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1]
6  Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324]
Singan-teny  7  tsy, mitandro, hasasarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18