Teny iditra | 1 tsy roa aman-tany |
Singan-teny | 2 tsy, roa, amana, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470] 5 Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |