Teny iditra | 1 tsy tana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [2.472] Nitambaran' ny namany notazonina fa tsy tana. 4 [2.470] tsy tana indray ny ranomaso satria tandrifin-drahona ihany, isaky ny mahatsiaro ny tenin' ny maty ombieny ombieny. |
Singan-teny | 5 tsy, tana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |