|
|
|
|

Teny iditra1  tsy valahara
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] shameless, impudent
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping
5  [1.3] hardi, éhonté, effronté
6  [1.8] éhonté, effronté
Ohatra  7  [1.1] Ededena ny olona tsy valahara
8  [2.472] Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona.
9  [2.324] Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara?
Singan-teny  10  tsy, valahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12