Teny iditra valahara
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika
Mitovy hevitra: tsy vaky afero ~ tsy vaky atatra ~ tsy vaky aty [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a word apparently used only with the negative "tsy" [Richardson 1885]
Fandikana frantsay honnête, qui sait rougir, qui a de l'honneur [Abinal 1888]
Teny mifanohi-kevitra 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31